par Dir Com | Déc 29, 2021 | Dircom
Notontosaina anio Talata faha-28 desambra teny amin’ny Lycée privée Masca teny Ambatofotsy Sabotsy Namehana, ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona Malagasy ny taranja savate boxe française. Kandidà 2 no nifaninana tamin’izany ka Atoa NAKOLO Ralison Aimé no...
par Dir Com | Déc 28, 2021 | Dircom
Tontosa anio alatsinainy faha-27 desambra teny amin’ny foiben’ny komity olaimpika Malagasy teny Ivandry ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona Malagasy ny taranja judo. Nandritra ny fifidianana izay natao tamin’ny alalan’ny visio conférence dia voafidy ho...
par Dir Com | Déc 28, 2021 | Dircom
Tontosa tao Morondava,ny hetsika lehibe ho fampiofanana sy famporisihina ho fampandraisana anjara bebe kokoa ny tanora amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara, izay fiaraha miasa teo amin’ny DRJS sy ny DREDD MENABE. Ny Tale misahana ny fifanaraham-piaraha- miasa sy...
par Dir Com | Déc 20, 2021 | Dircom
Nanomboka omaly faha-18, ary nifarana androany 19 Desambra 2021 ny fifaninanana nasionaly teo amin’ny taranja familiana fiarakodia. Mika RASOAMAROMAKA, mpanamory sy Fabrice RASATA Herindraibe mpanamory mpanampy , mitondra ny fiara Peugeot 208 T16 no voahosotra...
par Dir Com | Déc 20, 2021 | Dircom
Tanteraka omaly faha- 16 Desambra 2021 tao amin’ny Lapan’ny Antenimerandoholona Anosy, ny fivoriana tsy ara-potoana sy dinidinika teo ambany fitarihan’ny Filohan’ny Antenimerandoholona, Atoa Herimanana RAZAFIMAHEFA. Fivoriana...