par Dir Com | Avr 22, 2022 | Dircom
Ny faha 21 Aprily 2022, dia nisy ny fihaonana tamin’ny Tale Jeneraly misahana ny Fanatanjahantena, Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY sy ny fikambanana mikirakira ny Taekwondo ITF, izay nisedra olana hatramin’izay eo amin’ny lafiny fitantanana. Nahita...
par Dir Com | Avr 22, 2022 | Dircom
Ho Fanomanana ny fandraisana ny lalaon’ny Nosy 2023, dia nisy ny fivoriana ara-teknika izay notontonsaina tetsy amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha, ny 20 Aprily 2022, izay niarahana tamin’ireo 23 Federasiona voakasika amin’ity...
par Dir Com | Avr 22, 2022 | Dircom
Mpiasa 150 eto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena no nisitraka fiofanana mahakasika ny « Secourisme », izay atao etsy amin’ny Academie Nationale des Sports Ampefiloha (ANS). Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny 20 Aprily,...
par Dir Com | Avr 19, 2022 | Dircom
Tontosa ny faha 15 aprily 2022, tetsy amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha, ny famaranana ara-pomba ofisialy ny fiofananan’ ireo mpanabe izay hirotsaka eny ifotony hivohy ny etika sy fampandrosoana maharitra amin’ny alalan’ny « Ping...
par Dir Com | Avr 19, 2022 | Dircom
Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara 2022 eo amin’ny taranja Judo izay tontosaina etsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, Andriamatoa RABARINALA Thierry , Tale Jeneralin’ny Académie Nationale des...