TARANJA FOOTBALL: BAREA U23

TARANJA FOOTBALL: BAREA U23

Notontosaina ny 11 Jona 2022 tetsy amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny lalao miverina izay nifanandrinan’ ny Barea U23 sy ny ekipam-pirenena Maorisy . Nisaraka ady sahala tamin’isa 01 noho 01 ity lalao ara-pirahalahina izay fanomanana sahady...
TARANJA FOOTBALL: BAREA U23

TARANJA FOOTBALL: BAREA U23

Notontosaina ny Alakamisy faha-09 Jona 2022, tetsy amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus Stadium ny lalao ara-piralahina izay nifanandrinan’ny Barea U23 sy ny ekipam-pirenenan’i Maorisy Naharesy tamin’ny isa 2 noho 1 i Madagasikara nandritra ity...