par Dir Com | Mai 9, 2022 | Dircom
Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny Fikaonandoham-pirenena mahakasika ny asa sy ny fampiroboroboana ny tanora, teny amin’ny CCI Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian ny 5 may 2022 niaraka tamin’ireo mpikambana sasantsasany ao anatin’ny governamanta izay...
par Dir Com | Mai 9, 2022 | Dircom
Noraisin’ Andriamatoa Filoham-pirenena Andry RAJOELINA teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny 4 may lasa teo ireo mahery fo Malagasy MAKIS 7s vehivavy izay nitondra avo ny voninahim-pirenena tany Tunisie, nandritra ny Africa women’s seven 2022. Ny...
par Dir Com | Mai 3, 2022 | Dircom
Tontosa ny faha 01 May, tao amin’ny kianjan’Ampasambazaha Fianarantsoa ny famaranana ny fifaninanana nasionaly izay nandraisan’ny ekipa voafantina avy amin’ireo faritany enina (6) anjara. Fifaninanana natao hitiliana ireo mpilalao mendrika...
par Dir Com | Mai 3, 2022 | Dircom
Tafiakatra hiady ny amboara maneran-tany eo amin’ny taranja Rugby lalaovin’olona fito (7) izay atao any Afrika Atsimo ny ekipan’ny Makis de Madagascar 7s vehivavy, raha nandresy an’i Ouganda tamin’ny isa 17 noho 12 teo amin’ny lalao...
par Dir Com | Avr 25, 2022 | Dircom
Ho tohin’ny fihaonana nisy teo amin’ny Minisitry Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto sy ny Masoivohon’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Sina, Ramatoa GUO Xiaomei izay tena nahafa-po dia nisy ny fihaonana tamin’ireo...