FIFANDRAISANA ARA-PANATANJAHANTENA SINO-MALAGASY

FIFANDRAISANA ARA-PANATANJAHANTENA SINO-MALAGASY

Ho tohin’ny fihaonana nisy teo amin’ny Minisitry Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto sy ny Masoivohon’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Sina, Ramatoa GUO Xiaomei izay tena nahafa-po dia nisy ny fihaonana tamin’ireo...