par Dir Com | Juin 8, 2022 | Dircom
Nisaraka ady sahala ny lalao teo amin’ny Barea an’i Madagasikara sy ny ekipan’i Angola nandritra ny andro faharoa teo amin’ny fifanintsanana ny CAN 2023. Tonga nanotrona ny ekipam-pirenena Malagasy ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA sy Ramatoa...
par Dir Com | Juin 8, 2022 | Dircom
Ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ny bisikileta, dia nisy ny hetsika nokarakarain’ny Masoivohon’ny Inde eto Madagasikara, SEM Abhay KUMAR izay niarahana tamin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary fikambanana tanora maro,...
par Dir Com | Mai 31, 2022 | Dircom
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny faha 27 May 2022, tao Mahabo ny Tetikasa MIVOATSE izay tetik’asan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA hiarahana miasa amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ireo Minisitera...
par Dir Com | Mai 27, 2022 | Dircom
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny faha -24 May 2022 ny Tetikasa MIVOATSE izay atao any amin’ny Faritra Menabe, ary haharitra sivy andro. Tetikasa tarihan’ny Fiadidiana ny Repoblika izay iarahana amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Mai 27, 2022 | Dircom
Notanterahana tany Antsiranana ny faha 18 hatramin’ny 21 May 2022 lasa teo, ny atrik’asa niarahan’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay notarihan’Andriamatoa RAJOHARISON Andrianina, Tale CCMAJ eto anivon’ny...