par Dir Com | Juil 25, 2022 | Dircom
Tafaverina eto an-tanindrazana ny 24 jolay 2022 tamin’ny 02 ora maraina ireo Judokas izay nitondra avo ny voninahim-pirenena nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, natao tany Nairobi, Kenya ny 23 sy 24 Jolay teo. Fifaninanana izay nahazoan’i...
par Dir Com | Juil 25, 2022 | Dircom
Tontosa ny 21 Jolay 2022 tao amin’ny AROTEL Antsirabe ny valan-dresaka hoan’ny mpanao gazety izay niarahana tamin’ny Federasionina Malagasy ny taranja Basketball (FMBB) sy ny Komity mpikarakara ny « AFROBASKET U18 » (COCAN) ho fanolorana...
par Dir Com | Juil 20, 2022 | Dircom
Notanterahana ny 19 Jolay 2022 ny fitokanana ny kianja synthetique vaovao ao amin’ny « Santilo Club » etsy Anosizato Andrefana. Tonga nanome voninahitra izany ary nisolotena an’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, ny Tale Jeneraly misahana ny...
par Dir Com | Juil 18, 2022 | Dircom
Notontosaina ny 16 jolay 2022 teny amin’ny « centre de loisirs MARLIX » Anosiala Ambohidratrimo ny fifaninanana ara-pirahalahina eo amin’ny taranja tsipy kanetibe. Ambasadaoro na ny solotenany, avy amin’ny firenena sivy no tonga nandray anjara, izay...
par Dir Com | Juil 15, 2022 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, ireo delegasionan’ny FIFA mamita iraka eto Madagasikara sy ny Federasiona Malagasy ny taranja baolina kitra (FMF), ny 14 Jolay 2022, tao Ambohijatovo. Nandritra ny...