par dsimjs | Déc 5, 2020 | Non classé
Tonga nitsidika ny Espace Jeunes tao Ifanadiana ny delegasiona notarihin’i Ramatoa Tale Jeneraly misahana ny Tanora. Fotoana nahafahana nifampidinika tamin’ny mpiara-miasa ny amin’ny hanatsarana sy hampivelarana ny tolotra omena ho an’ny tanora...
par dsimjs | Déc 4, 2020 | Non classé
Tontosa androany 04/12/20,tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena tetsy Mahamasina ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny Minisitera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny banky BNI Madagascar.Fifanaovan-tsonia izay manamafy ny fifandraisana sy ny fiaraha...
par dsimjs | Déc 3, 2020 | Non classé
Nihaona tamin’ireo tanora mpitarika ato amin’ny Distrikan’i Ifanadiana ireo iraka avy amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Fotoana izay nahafahana namantatra ny olana iainan’izy ireo na eo amin’ny lafiny...
par dsimjs | Déc 2, 2020 | Non classé
L’Initiative d’Ashinaga pour l’Afrique (IAA) est un programme international de leadership visant à développer la prochaine génération de leaders qui pourront contribuer au développement de l’Afrique subsaharienne. Les boursiers de l’IAA sont des étudiants ayant perdu...
par dsimjs | Nov 27, 2020 | Non classé
Fankalazana ny andro iraisam- pirenena ho an’ny faritra ny 26-27-28 novambra 2020 .Ity no natao dia fanomezan-danja ny faritra ho amin’ny fampandrosoana amin’ny alalan’ny fahaiza-manaony sy ny mahaizy azy. Ny hetsika dia natomboka teto...