par dsimjs | Oct 9, 2020 | Non classé
Ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena sy ny UNFPA dia manentana ireo tanora mpandraharaha misahana ireo sehatr’asa voalaza etoana hifaninana hanolotra tetik’asa misahana ny fahasalamana sy fikatsahana ny fiainantsoan’ireo mpiara-miasa...
par dsimjs | Oct 5, 2020 | Non classé
Taorina ny nahenoana ny fisian’ny haintany tany amin’ny distrika Tsihombe dia tsy niandry ela, fa nialoha lalana ny Filoham-pirenena tany an-toerana ny Minisitry ny Tanora sy Fantanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara,Atoa TINOKA...
par dsimjs | Oct 5, 2020 | Non classé
Lors de la session ordinaire du CIGEPS ( Comité Inter-Gouvernemental de l’ Éducation Physique et Sportive) du 28 septembre 2020 , les membres ont voté à l’unanimité pour Madagascar à travers Madame Rosa RAKOTOZAFY , comme Présidente du CIGEPS pour les 2...
par dsimjs | Oct 2, 2020 | Non classé
Entanina ny tanora rehetra izay nisitraka ny fiofanana nokarakarain’ny FORMAPROD tsy mbola nahazo tohana fanombohana ny tetik’asa nanomboka ny taona 2018 handray anjara amin’ity fifaninana ity. Tandremo sao tara ny daty voatondro ny atonta...
par dsimjs | Oct 2, 2020 | Non classé
Tsy nidoka tena na nanao fijery nitanila ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara raha nivahiny tao amin’ny fahitalavitra tsy miankina iray,nanao tombana ny fampandrosoana sy niresaka ny...