Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena sy ny UNFPA

Ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena sy ny UNFPA dia manentana ireo tanora mpandraharaha misahana ireo sehatr’asa voalaza etoana hifaninana hanolotra tetik’asa misahana ny fahasalamana sy fikatsahana ny fiainantsoan’ireo mpiara-miasa aminy.
Faritra voakasika: faritra Vatovavy Fitovinany sy Atsimo Andrefana.