par Dir Com | Août 10, 2023 | Dircom
Hotontosaina ny 09,10,11 Aogositra 2023 ho avy izao ao Morondava ny fiofanana Lifeskills fanoitra mahakasika ny lohahevitra » Fahaizana miatrika ny fiainana » izay tafiditra indrindra amin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora (JIJ)....
par Dir Com | Août 10, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 08 aogositra 2023 ny fivoriana izay niarahana tamin’ireo mpiara-miombon’antoka sy ny Fitaleavana misahana ny Tanora eto anivon’ny Minisitera, niaraka tamin’ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary ny...
par Dir Com | Août 10, 2023 | Dircom
Hankalazaina ny 9 hatramin’ny 12 Aogositra ho avy izao ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Tanora na ny « Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ) »,izay ho tanterahina any Morondava. « Tanora mampanjary tontolo maitso, antoky ny fampandrosoana maharitra sy...
par Dir Com | Août 10, 2023 | Dircom
Tafaverina an-tanindrazana ny 08 Aogositra 2023 ireo delegasiona Malagasy izay nitondra avo ny voninahim-pirenena nandritra ny lalaon’ny frankofonia izay natao tany Kinshasa, République Démocratique du Congo. Laharana faha 13 no misy an’i Madagasikara ary...
par Dir Com | Août 10, 2023 | Dircom
Noraisin’Andriamatoa Minisitra, André Haja RESAMPA, ny 03 Aogositra 2023 ireo ekipa Malagasy eo amin’ny taranja Motocyclisme izay hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’ny « Motocross des Nations » ho an’ny firenena Afrikanina, izay...