LALAON’NY NOSY 2023: TARANJA BASKETBALL

LALAON’NY NOSY 2023: TARANJA BASKETBALL

Medaly volamena avokoa no azony Malagasy eo amin’ny sokajy lahy sy vavy eo amin’ny taranja Basketball mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11.   Nanontrona ireo Atleta nandritra ity lalao famaranana ity ny Minisitry ny Tanora sy...
LALAON’NY NOSY 2023: TARANJA BOXE

LALAON’NY NOSY 2023: TARANJA BOXE

Medaly volamena1 ary medaly volafotsy 1 no azon’ny Malagasy teo amin’ny taranja boxe mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11. Nanatrika sy nanome voninahitra izany ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA sady...
LALAON’NY NOSY 2023: TARANJA BASKETBALL 3×3

LALAON’NY NOSY 2023: TARANJA BASKETBALL 3×3

Medaly volamena avokoa no azony Malagasy eo amin’ny sokajy lahy sy vavy eo amin’ny taranja Basketball 3×3 mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11. Nanatrika ny lanonana fanolorana medaly ho an’ireo Atleta ny Minisitry ny Tanora sy...
LALAON’NY NOSY:« VOLET JEUNESSE »

LALAON’NY NOSY:« VOLET JEUNESSE »

Tontosa ny 27 aogositra 2023 tetsy amin’ny Arena Ivandry ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny seho an-tsehatry ny tanora (dihy sy hira) na ny « Volet Jeunesse » amin’ity Lalaon’ny Nosy andiany faha 11 ity. Ny « Volet Jeunesse » dia voasokajy...