par Dir Com | Août 30, 2023 | Dircom
Tontosa ny 25 aogositra 2023 tao amin’ny kianja Barea Mahamasina ny lanonana fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11, izay atao eto Madagasikara ny 25 aogositra hatramin’ny 3 septambra 2023 izao. Firenena miisa 7...
par Dir Com | Août 30, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 23 Aogositra 2023 tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny fanolorana fitaovana ara-panatanjahantena avy amin’ny fitondram-panjakana sy fitsofan-drano ireo atleta Malagasy hiatrika ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11. Tonga nitarika...
par Dir Com | Août 30, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 20 Aogositra 2023, teo amin’ny kianja BAREA Mahamasina ny lalao famaranana ny fiadiana ny amboaran’ny Filoha eo amin’ny taranja baolina kitra. ANTANANARIVO 1 Vs 0 TOAMASINA Miarahaba ny ekipan’i Antananarivo izay...
par Dir Com | Août 10, 2023 | Dircom
Noraisin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, tao amin’ny Kianjan’ny Barea Mahamasina ny faha 9 Aogositra 2023 ireo delegasiona Malagasy avy niatrika ny lalaon’ny Frankofonia andiany faha 9 izay natao tany Kinshasa, République Démocratique du...
par Dir Com | Août 10, 2023 | Dircom
Ireo fandaharam-potoana mahakasika ny fankalazana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Tanora na « Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ) izay tanterahina any Morondava: 9,10,11 Aogositra: Fiofanana mahakasika ny Lifeskills Fanoitra 11...