par dsimjs | Oct 16, 2020 | Non classé
Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena mahakasika ny fandaharan’asa « YouthConnekt Madagasikara Fanoitra » izay sehatra iray ampivondronana ny tanora mpiantsehatra amin’ny...
par dsimjs | Oct 16, 2020 | Non classé
Notontosaina ny Zoma faha 16 oktobra 2020 tao amin’ny hotel Centell Antananarivo ny fizarana narahim-pankatoavana ny tatitra ôfisialy ny fanisana sy fandalinana ireo mpiantsehatra amin’ny fandraharahan’ny tanora, izay fiaraha-miasa ny...
par dsimjs | Oct 16, 2020 | Non classé
Nanatanteraka ny fametrahana ara-pomba ôfisialy ireo Ben’ny tanàna miisa valo (8) voafidy tato amin’ny distrikan’i Beroroha ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara,Atoa TINOKA Roberto ny...
par dsimjs | Oct 15, 2020 | Non classé
Noho ny fangatahan’ireo tanora te handray hanjara dia hitarina hatramin’ny alatsinainy 19 oktobra ny farany fanaterana ny dossier eny amin’ireo Biraon’ny Talem-paritry Tanora sy ny Fanatanjahantena.Mankasitraka...