par Dir Com | Fév 13, 2023 | Dircom
Taorian’ny fitsenana tamin’ny fomba makotrokotroka nataon’ny vahoaka Malagasy an’ireo mahery fontsika ny alahady faha 05 febroary 2023 lasa teo, dia noraisin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tamin’ny fomba ofisialy teny...
par Dir Com | Fév 6, 2023 | Dircom
Nigadona ny faha 05 Febroary 2023 tamin’ny 1h30 tolakandro teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny ekipam-pirenena Malagasy BAREA izay niady sy naneho lalao tsara nandritra ny fifaninanana CHAN 2022, izay natao tany Algérie ary nahazo ny laharana...
par Dir Com | Fév 6, 2023 | Dircom
Tanora mahery ny dimanjato sy arivo no tonga niofana mahakasika ny LIFESKILLS FANOITRA (module 1: culture de vision), atolotry ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay eo ambany fitarihan’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, izay natao tao...
par Dir Com | Fév 2, 2023 | Dircom
Mizotra araka ny tokony ho izy ny voin-kava mahatratra izay tanterahina ao amin’ny Faritr’i Menabe ho fanohanana ireo mponina ao an-toerana vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza CHENESO. Tonga tao Morondava araka izany ny fanampiana avy amin’ny BNGRC....
par Dir Com | Fév 2, 2023 | Dircom
Ho fiaraha-mientana sy fanampiana ny mpiara-belona izay tra-boina noho ny fandalovan’ny rivo-doza CHENESO, dia mamita iraka any amin’ny Faritra Menabe ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto. Nisy avy hatrany ny fidinana...