par Dir Com | Mar 3, 2023 | Dircom
Ho fanomanana ny fiatrehana ny lalao iraisan’ny firenena miteny frantsay na ny » Jeux de la Francophonie » andiany faha 9 izay ho tanterahina any Congo Kinshasa ny 29 jolay hatramin’ny 6 Aogositra 2023 hoavy izao dia nanatanteraka fivoriana izay...
par Dir Com | Mar 1, 2023 | Dircom
Notontosaina ny 28 febroary 2023 tao amin’ny kianja Barea Mahamasina ny fivoriana izay niarahana tamin’ireo Filohan’ny Federasionina sy Tale Teknika nasionaly rehetra izay mandray anjara amin’ny lalaon’ny nosy andiany faha11 izay ho...
par Dir Com | Mar 1, 2023 | Dircom
Tonga nijery ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao Morondava ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy notronin’ny Governoran’ny Faritra Menabe sy ny orinasa misahana...
par Dir Com | Fév 27, 2023 | Dircom
Araka ny kabary izay nataon’ Andriamatoa Filoham-pirenena Andry RAJOELINA amin’ny fampiroboroboana ny taranja Tsipy kanetibe, dia tonga nitafa sy nidinika niaraka tamin’Andriamatoa minisitra André Haja RESAMPA, tao Ambohijatovo ny Filohan’ny...
par Dir Com | Fév 27, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny komity Olaimpika Malagasy, Andriamatoa Siteny RANDRIANASOLONIAIKO, ny 24 febroary 2023. Niarahaba sy nirary...