par Dir Com | Jan 24, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fivoriana tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny 20 janoary 2023 ireo tompon’andraikitra rehetra eto anivon’ny Minisitera. Fivoriana izay niompana tanteraka tamin’ny fanomanana ny asa ho tanterahina izay miandry ao...
par Dir Com | Déc 16, 2022 | Dircom
Nanatanteraka fitsidihana ireo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena eo an-dalam-pamitana toy ny dobo filomanosana olaimpika sy ny kianja mitafo mahazaka mpijery 4.000 ao renivohim-paritry ny Boeny, ny 15 desambra 2022 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena,...
par Dir Com | Déc 16, 2022 | Dircom
Tanterahana eto Madagasikara ny 14 hatramin’ny 16 desambra 2022 izao ny fivorian’ireo mpikambana ao amin’ny filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny lalaon’ny Nosy eto amin’ny ranomasim-be Indiana izay fivoriana mahakasika ny fanomanana ny...
par Dir Com | Déc 14, 2022 | Dircom
Notanterahana ny 12 desambra 2022 tao amin’ny IKM Antsahavola ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Forum International de la Jeunesse et de l’Emploi Vert andiany faha-2 na ny FIJEV izay sehatra hampivondronana sy hanohanana ireo tanora misehatra...
par Dir Com | Déc 9, 2022 | Dircom
Nifarana ny 08 desambra 2022, tetsy amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha ny fiofanana ho an’ireo Atleta mpiangaly ny taranja tolona, izay niarahana tamin-dRamatoa Anne-Catherine DELUNTSCH, manam-pahaizana iraisam-pirenena amin’izany...