par dsimjs | Oct 2, 2020 | Non classé
Tsy nidoka tena na nanao fijery nitanila ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara raha nivahiny tao amin’ny fahitalavitra tsy miankina iray,nanao tombana ny fampandrosoana sy niresaka ny...
par dsimjs | Oct 2, 2020 | Non classé
Tonga nijery ireo takaitra taorinan’ny fahamaizana ny trano fonenan’ny mpianatra tety Maninday ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara,Atoa TINOKA Roberto,izay nisolotena ihany koa ny Minisitry ny...
par dsimjs | Oct 2, 2020 | Non classé
Tsy sakana hanatanterahana ireo velirano nataon’ny Filoham-pirenena ny hamehana ara-pahasalamana iainantsika ankehitriny.Porofon’izany,dia nidina nijery ifotony ny zava misy mahakasika ny fefy loha ny renirano Fiherena ireo mpikambana ao governemanta izay...
par dsimjs | Sep 22, 2020 | Non classé
« SPORT ET CITOYENNETÉ »Clôture de l’appel : 13 Octobre 2020 Clôture des projets soutenus : 20 décembre 2020PAYS ELIGIBLES ZONE OCÉAN INDIENCOMORES, DJIBOUTI, LA REUNION, MADAGASCAR, MAURICE, MAYOTTE, MOZAMBIQUE, SEYCHELLESAPPEL A PROJETS«SPORT ET CITOYENNETÉ»TERMES...
par dsimjs | Juil 13, 2020 | Non classé
Vary 50 gony sy savony 50 baoritra no natolotry ny Centre Opérationnel COVID-19 eto Toliara hoan’ireo mpikarakara marary eny amin’ny Hôpital manara-penitra.Hetsika izay notarihin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy...
par dsimjs | Sep 30, 2019 | Non classé
Internationale de l’accès universel à l’Information,le Ministère de la Communication et de la Culture organise à la Bibliothèque Nationale Anosy une porte ouverte pour le grand public ayant pour thème : « Fanjakanamisokatra ho an’nyolom-pirenena »,un...