par dsimjs | Oct 16, 2020 | Non classé
Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena mahakasika ny fandaharan’asa « YouthConnekt Madagasikara Fanoitra » izay sehatra iray ampivondronana ny tanora mpiantsehatra amin’ny...
par dsimjs | Oct 16, 2020 | Non classé
Notontosaina ny Zoma faha 16 oktobra 2020 tao amin’ny hotel Centell Antananarivo ny fizarana narahim-pankatoavana ny tatitra ôfisialy ny fanisana sy fandalinana ireo mpiantsehatra amin’ny fandraharahan’ny tanora, izay fiaraha-miasa ny...
par dsimjs | Oct 16, 2020 | Non classé
Nanatanteraka ny fametrahana ara-pomba ôfisialy ireo Ben’ny tanàna miisa valo (8) voafidy tato amin’ny distrikan’i Beroroha ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara,Atoa TINOKA Roberto ny...
par dsimjs | Oct 15, 2020 | Non classé
Noho ny fangatahan’ireo tanora te handray hanjara dia hitarina hatramin’ny alatsinainy 19 oktobra ny farany fanaterana ny dossier eny amin’ireo Biraon’ny Talem-paritry Tanora sy ny Fanatanjahantena.Mankasitraka...
par dsimjs | Oct 15, 2020 | Non classé
Andro iraisam-pirenena ho an’ny zatovovavy 11 oktobra 2020 sy Andro iraisam-pirenena entina manafoana ny fahantrana 17 oktobra. MARCHE BLANCHE “Andraso aloha, aleo aho hiteny“Ho fiaraha-mientan’ireo rehetra mpisehatra amin’ny fahasalaman’ny...
par dsimjs | Oct 13, 2020 | Non classé
Vita soa aman-tsara ireo lalao fampivondronana indroa miantoana nataon’ny Barea. Nandresy 4 sy 1 isika tamin’ny lalao fanazarantena nihaonana tamin’ny Swift Hesperange raha toa ka resin’ny Burkina Faso 2 sy 1 tamin’ny lalao...