par dsimjs | Nov 24, 2020 | Non classé
Notanterahina ny zoma lasa teo ny kaonferansa arahina adi-hevitra mahakasika ny fandraharana sy ny fiarovana ny asan’ny tanora, hetsika izay tafiditra tao anatin’ny herinandro maneran-tany ho amin’ny fandraharana na ny « Global Entrepreneurship Week...
par dsimjs | Nov 24, 2020 | Non classé
Nanatanteraka fakan-kevitra ho fandrafetana ny paikadim-pirenena mifandraika amin’ny veliranon’ny tanora tamin’ireo renivohi-paritra Atsinanana sy Boeny ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Ny zava-misy eny ifotony, ny olana, ny harena...
par dsimjs | Nov 23, 2020 | Non classé
Atleta 3 mpikatroka ny taranja « Judo » avy amin’ny ligy Atsinanana no voaantso handrafitra ny ekipa nasionaly. Hiatrika ny fampivondronana miaraka (stage bloqué) ao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina izy ireo ,mialohan’ny fiadiana ny...
par dsimjs | Nov 23, 2020 | Non classé
Nanomboka ny 21/11/20 ny asa fananganana ilay dobo filomanosana ôlimpika eto Toliara izay mahazaka mpijery 4000.Tonga nanatrika an’izany ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto.Tsara ho fantatra fa hisy toerana afahana manao...
par dsimjs | Nov 21, 2020 | Non classé
Hiatrika fifanintsanana any Kigali, Rwanda ny 27 hatramin’ny 29 Novambra 2020 izao, ireo solontenan’i Madagasikara amin’ny taranja « Basket Ball ».Ity ny dingana ahafahana mandray anjara amin’ny Afrobasket 2021. Ireto avy izy ireo: Mpilalao:...
par dsimjs | Nov 20, 2020 | Non classé
Voasokajy anisany ekipa tsara fanafihana (Meilleure attaque) ny Barea,raha ny filaharana navoaka taorinan’ny fahavitan’ny lalao andro faha-4 amin’ny fiadiana ny tapakila ahafahana manao CAN 2022. Laharana faharoa mitovy amin’i Senegaly sy...