par Dir Com | Mai 15, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny Akademia Nasionalin’ny Fanatanjahantena (ANS) dia nanatanteraka fiofanana manokana ho an’ireo Maîtres Nageurs Sauveteurs, izay nifarana tamin’ny fomba ofisialy ny alarobia 14 may 2025. Naharitra telo herinandro ny fiofanan izay mitotaly 96 ora. Hita tamin’izany ny...
par Dir Com | Mai 14, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny 13 May 2025, dia nitsidika ny “Espace des Jeunes” eo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ao Boeny, ny Ambasadaoron’i Frantsa miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa Arnaud Guillois, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy. Nandritra...
par Dir Com | Mai 12, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa ny Zoma 02 May 2025 lasa teo ny atrikasa fanofanana momba ny fahaiza-miatrika fiainana (Life Skills) sy ny kolontsaina mpandraharaha (Culture Entrepreneuriale), izay natao teny amin’ny Centre de Formation Technique et Professionnelle de Fille de Marie...
par Dir Com | Mai 7, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notoloran’ny Alliance Française Andavamamba (AFT) boky ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny 6 may 2025. Ity hetsika ity dia natao ho fanohanana ny fanabeazana sy ny fivelaran’ny tanora amin’ny alalan’ny famakiam-boky. Nandray an-tanana ny fifandraisana...
par Dir Com | Mai 6, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahina ny alatsinainy 5 may 2025 teny amin’ny Hotely Colbert, Antaninarenina, ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah, sy ny Tale Jeneralin’ny orinasa BET 261, Ramatoa Mariama Badji....
par Dir Com | Mai 2, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana ny 30 aprily 2025 tao amin’ny ny teatra monisipaly Isotry ny hetsika « Seho Sehatra », hetsika ara-kolontsaina sy fanabeazana izay nametraka ny sehatry ny teatra ho vavahadin’ny fandraisana andraikitra ara-piarahamonina. Mpianatra miisa 150 amin’ny...