par Dir Com | Juin 27, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nodimandry ny alakamisy 26 jona 2025, teo amin’ny faha-73 taonany Andriamatoa Alexandre Edmond Beranto, olo-manga sady olo-panjakana niavaka teo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena malagasy. Atleta tanteraka izy, satria nandray anjara tamin’ny taranja fanatanjahantena...
par Dir Com | Juin 24, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahina ny alatsinainy 23 jona 2025 tao amin’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria Antaninarenina, ny Business Forum Madagascar – Egypte. Ity hetsika ity dia mikendry ny hanamafisana sy hanavaozana ny fifandraisana ara-toekarena sy ara-teknika eo amin’i...
par Dir Com | Juin 23, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nankalazaina ny 23 jona 2025 ny Andro Afrikanina ho an’ny Asam-panjakana. Nandritra izany dia nitondra fankaherezana ho an’ireo mpiasam-panjakana rehetra Ramatoa Hanitra Fitiavana RAZAKABOANA, Minisitry ny Asa, ny Fampananana Asa ary ny Asam-panjakana. Nankasitrahany...
par Dir Com | Juin 20, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahina ny Zoma 20 Jona 2025 tao amin’ny efitrano HAVORIA Anosy ny lanonana ofisialy nanokafana ny fifaninanana “Rallye des Industries”. Fiaraha-mikarakara teo amin’ny Syndicat des Industries de Madagascar (SIM) sy ny Agence Mercatis izay nampivondrona ireo...
par Dir Com | Juin 20, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa ny alakamisy 19 jona tao amin’ny Radisson Hotel Ambodivona ny fanokafana ny tetikasa TAFA, izay hetsika entin’ny Masoivohon’i Frantsa eto Madagasikara. Nanatrika izany ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MARSON Moustapha. Nandritra ny...
par Dir Com | Juin 20, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny alakamisy 19 jona 2025 teo dia nandray ny Association Khoja Shia de Madagascar (ASKIAM) ny minisitra MARSON Moustapha. Tonga izy ireo nanolotra fitaovana ara-panatanjahantena ho an’ny tonora sy ny atleta malagasy. Mitsinjara toy izao ireo fitaovana natolotra:...