REVUE ANNUELLE SBC UNICEF

REVUE ANNUELLE SBC UNICEF

Notanterahana nandritra ny telo andro, ny faha 29 novambra hatramin’ny faha 01 desambra 2022, ny tomban’ezaka ny asa natao nandritra ny taona 2022 niarahana tamin’ny UNICEF  » Section SBC na ny Social Behaviour Change ». Nandritra izany dia nisy...
FARITRA VATOVAVY SY FITOVINANY: FIDINANA IFOTONY

FARITRA VATOVAVY SY FITOVINANY: FIDINANA IFOTONY

Nanatanteraka fidinana ifotony tany amin’ny faritra Vatovavy sy Fitovinany ny delegasionan’ny Minisitera izay notarihan-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale jeneraly misahana ny Tanora sy ireo teknisiana avy ao amin’ny UNFPA izay anisan’ny...
FARITRA FITOVINANY : FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA

FARITRA FITOVINANY : FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA

Notanterahana ny 27 novambra 2022 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Manakara, Faritra Fitovinany. Tonga nitokana izany ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, notronin’Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian ary ny Minisitry ny Tanora sy...