par Dir Com | Fév 27, 2023 | Dircom
Araka ny kabary izay nataon’ Andriamatoa Filoham-pirenena Andry RAJOELINA amin’ny fampiroboroboana ny taranja Tsipy kanetibe, dia tonga nitafa sy nidinika niaraka tamin’Andriamatoa minisitra André Haja RESAMPA, tao Ambohijatovo ny Filohan’ny...
par Dir Com | Fév 27, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny komity Olaimpika Malagasy, Andriamatoa Siteny RANDRIANASOLONIAIKO, ny 24 febroary 2023. Niarahaba sy nirary...
par Dir Com | Fév 27, 2023 | Dircom
Nandray ny solontenan’ny klioban’ny Stef’auto Atsinanana tao amin’ny toeram-piasany ao Ambohijatovo, ny 24 febroary 2023 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA. Anisan’ireo klioba hisolo tena an’i...
par Dir Com | Fév 22, 2023 | Dircom
Tontosa ny 21 febroary 2023, teto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ambohijatovo ny fanaovan-tsonian’ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Minisitra vaovao Andriamatoa André Haja RESAMPA sy ny Minisitra teo aloha, Andriamatoa...
par Dir Com | Fév 20, 2023 | Dircom
Niainga ny17 febroary 2023 ihany koa ireo andiany faharoa amin’ireo atleta hisitraka fiofanana any Chine izay fampanantenana nataon’ny fitondram-panjakana mahakasika ny fampivondronana iraisam-pirenena ho an’ ireo mpanao fanatanjahantena Malagasy....