par Dir Com | Mar 9, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, amin’izao fanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Ambasadaoron’i Frantsa miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa Arnaud...
par Dir Com | Mar 7, 2023 | Dircom
« Fanabeazana ny ankizivavy, fampizakan-tena ny vehivavy, antoky ny fampandrosoana lovain-jafy». Io no lohahevitra entina hankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy izay atao eto Antananarivo amin’ity taona ity . Anisany mankalaza izany ny eto...
par Dir Com | Mar 7, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny mpanazatra ny ekipam-pirenena BAREA, Andriamatoa Nicolas DUPUIS,ny 06 martsa 2023. Niarahaba sy nirary soa...
par Dir Com | Mar 6, 2023 | Dircom
Tao aorian’ny lozam-pifamoivoizana niseho ny 04 Martsa 2023 tao Talala Ampano dia tonga nanotrona sy nampahery ireo tanora niharan’ity loza ity tao amin’ny CHU Tambohobe Fianarantsoa ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André...
par Dir Com | Mar 3, 2023 | Dircom
Anisan’ny asa sy vina ary paikady napetraky ny Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny hisitrahan’ny tanora maherin’ny 3000 ny fampiofanana LIFESKILLS FANOITRA izay karakarain’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena...