FIKAMBANAN’NY MPIANATRA SIANTIFIKA ETO ANTANANARIVO

FIKAMBANAN’NY MPIANATRA SIANTIFIKA ETO ANTANANARIVO

Nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA module 1 Culture de vision ihany koa ny Fikambanan’ny Mpianatra Siantifika eto Antananarivo, ny 10 martsa 2023 izay notarihan-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale Jeneraly misahana ny Tanora, notronin-dRamatoa Myria Josée...
TOLIARA: FANADIOVANA FAOBE

TOLIARA: FANADIOVANA FAOBE

Nanatanteraka fanadiovana faobe tao an-tampony tanànan’i Toliara taorian’ny fandalovan’ny rivodoza FREDDY, ny 10 Martsa 2023 ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena Atsimo Andrefana sy ireo solontenan’ny fikambanan’ny tanora...
TOLIARA: FANDALOVAN’NY RIVODOZA FREDDY

TOLIARA: FANDALOVAN’NY RIVODOZA FREDDY

Tonga nijery ifotony ireo traboina sy fahasimbana vokatrin’ny fandalovan’ny rivodoza Freddy tao Toliara ny Praiminisitra NTSAY Christian sy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ary ireo mpikambana vitsivitsy ao...
DIABEN’NY VEHIVAVY

DIABEN’NY VEHIVAVY

Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy izao dia nanatanteraka diabe niainga teo amin’ny kianja mitafo Ankorondrano hatrany amin’ny kianja Alarobia ireo vehivavy rehetra eto anivon’ny Minisitera izay teo ambany...