par Dir Com | Mar 21, 2023 | Dircom
Tonga niarahaba sy nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny Filohan’ny Federasiona Malagasy ny taranja Lomano, Andriamatoa Gabriel RAMANANTSOA, ny 20 martsa 2023 Voaresaka nandritra izany ny fanomanana ireo...
par Dir Com | Mar 20, 2023 | Dircom
Notanterahina ny 18 martsa 2023, teny amin’ny kianja filalaovana tsipy kanetibe PAC Ampitatafika ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pilalaovana 2023 eo taranja tsipy kanetibe. Anisany vaovao mahafaly ny fiverenan’i Madagasikara indray eo...
par Dir Com | Mar 20, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fivoriana momba ny fanomanana ny fampiantranoana ny Lalao mandroso ny Barea CAN 2023 niaraka tamin’ny Federasiona Malagasy ny taranja Baolina kitra ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny eo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy...
par Dir Com | Mar 20, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Basketball, Andriamatoa Jean Michel RAMAROSON, ny 17 martsa 2023....
par Dir Com | Mar 20, 2023 | Dircom
Hatsangana ao Iavoloha Atsimondrano ny Kianja manarapenitra hoan’ny klioban’ny CFFA-Andoharanofotsy izay fotodrafitrasa lehibe sy tsy mena-mitaha. Hatsangana ho an’ny tanora sy ny mpanao fanatanjahantena ary ho ambohipihaonan’ny...