par Dir Com | Avr 11, 2023 | Dircom
Nampahafantarina ny 7 aprily 2023, nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny mombamomban’ny fanomanana ny « FIBA WORLD CUP U19 2023 sy ny fanomanantenan’ny ANKOAY U19 izay hatao any La Frantsa ny 10 ka hatramin’ny 29 aprily 2023 ho...
par Dir Com | Avr 11, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Baolina kitra, Andriamatoa Victorien ANDRIANONY, ny faha 4 aprily 2023. Voaresaka nandritra izany ny...
par Dir Com | Avr 11, 2023 | Dircom
Nankalazaina ny 6 aprily 2023 ny fanamarihana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ny fanatanjahantena ho an’ny fampandrosoana sy ny fandriampahalemana. Nankalaza izany ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay...
par Dir Com | Avr 7, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fivoriana izay niarahana tamin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ireo tompon’andraikitra rehetra teto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, omaly 6 aprily 2023. Nandritra izany dia nanome toromarika ny...
par Dir Com | Avr 7, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika am-panajana an’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, androany 6 aprily 2023 teto amin’ny biraony Ambohijatovo ny solotenan’ny PNUD monina sy miasa eto Madagasikara, Ramatoa NATASHA Van Rijn....