par Dir Com | Mar 23, 2023 | Dircom
Tonga namaly ny fanasana avy amin’Andriamatoa Arnaud GUILLOIS, masoivohon’ny Frantsa monina sy miasa eto Madagasikara, izay nitsodrano ireo ekipa U18 avy amin’ny Association Terres en Mêlées izay hiatrika ny fifaninanana « Tournoi AROI » (Association...
par Dir Com | Mar 23, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fitsidihana tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny irakin’ny Filohan’ny Federasiona Frantsay ny taranja Handball, Andriamatoa Christophe Naal niaraka tamin’ny solotenan’ny Federasiona...
par Dir Com | Mar 23, 2023 | Dircom
Tontosa ny faha 21 martsa 2023 ny fanolorana ny mari-boninahi-pirenena « Chevalier de l’Ordre National » (à titre posthume) an’i Désiré RAKOTONIRINA dit Dezy Monstre, kintan’ny baolika kitra Malagasy tamin’ny taona 70 sy 80. Nanatanteraka izany tamin’ny...
par Dir Com | Mar 21, 2023 | Dircom
Nandray ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Football, Andriamatoa Victorien ANDRIANONY, tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 20 martsa 2023. Voaresaka nandritra...
par Dir Com | Mar 21, 2023 | Dircom
Tonga niarahaba sy nirary soa an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, amin’izao nanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Kick Boxing, Andriamatoa LYLISON René de Roland sy ireo mpiara-miasa...