JUDO: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

JUDO: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

Nandray ny Filohan’ny Federasiona Malagasy ny taranja Judo, Andriamatoa SAID Bruno Eric sy Ramatoa Laura RASOANAIVO, tao amin’ny biraony Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 1 aprily 2023....
SKOTISMA: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

SKOTISMA: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

Tonga nihaona tamin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA amin’ny maha Minisitra mpiahy ny Tanora azy tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Tily sy Mpanazava eto Madagasikara, ny 29 martsa 2023. Ny skotisma dia fikambanana...
TOAMASINA: FANOMANANA NY FIOFANANA LIFESKILLS

TOAMASINA: FANOMANANA NY FIOFANANA LIFESKILLS

Nihaona tamin’ireo solotenan’ny tanora sy filoham-pikambanana samihafa tao Toamasina ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, ny 24 martsa 2023. Fihaonana ho fanomanana ny fiofanana « LIFESKILLS » izay tafiditra ao...