par Dir Com | Mai 30, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 27 may tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny lanonana fanokafana ny fihaonamben’ny Karate Malagasy izay mifanindran-dalana amin’ny fiadiana ny « Coupe du Président » izay haharitra roa andron’ny 27...
par Dir Com | Mai 30, 2023 | Dircom
Tontosa ny 27 may 2023 ny famaranana ny Herinandron’ny Mpanazava « Mpanazava Day » tao amin’ny LTP Alarobia. Hetsika maro no nanehoan’ireo zatovovavy ity « Mpanazava Day » ity toy ny hetsika ara-kolontsaina, ny hetsika ara-panatanjahantena, ny...
par Dir Com | Mai 30, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 22 hatramin’ny 26 May 2023 tao amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha ny fiofanana mahakasika ny haitantana ho fanamafisana ny fahaiza-manao ho an’ireo mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Mai 26, 2023 | Dircom
Noraisin’ Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao amin’ny biraony ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny faha 25 May 2023 i RAPO NAKANY Nichols Atlas izay hisolotena an’i Madagasikara mandritra ny Nasser...
par Dir Com | Mai 26, 2023 | Dircom
Tao aorian’ny nahavoafidy an’Andriamatoa Jimmy RANITRATSILO ho tanora mpitarika mendrika indrindra manerana an’i Afrika ny taona 2023 na ny Young African Leaders Awards, sokajy Kwame Nkrumah’s Visionary Leadership Awards dia tonga nanolotra ny...