par Dir Com | Juin 12, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 09 jona 2023 teny amin’ny sekoly » Madagascar Swiss School », Amboanjobe ny fankalazana ny andro Olaimpika ny taona 2023 ho an’i Madagasikara. Ny Komity Olaimpika Malagasy no nikarakara izany izay nahitana fampisehona sy fifaninanana...
par Dir Com | Juin 9, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 8 jona 2023 ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa « Football For Schools » izay fampihofanana ho lasa mpanazatra mpanabe na « Coach- Éducateur » ny baolina kitra an-tsekoly izay karakarain’ny FIFA sy ny Federasionina Malagasy...
par Dir Com | Juin 6, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny tompon’andraikitra avy amin’ny FIFA mahakasika ny baolina kitra an-tsekoly, Ramatoa FATIMATA izay mamita iraka eto Madagasikara sy ny Federasiona Malagasy...
par Dir Com | Juin 5, 2023 | Dircom
Tontosa ny 03 Jona 2023 ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Bodybuilding, izay notanterahana teny amin’ny Mining Business Center, Ivato Tonga nanome voninahitra izany fifaninanana izany ny Minisiteran’ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Juin 5, 2023 | Dircom
Nandray ireo solontena avy amin’ny firenena mikambana (Nations-Unies), ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 02 jona 2023. Voaresaka nandritra izany ny mety ho endrika fiaraha miasa hisy eo anivon’ny...