par Dir Com | Juil 10, 2023 | Dircom
Tao aorian’ny faritra Analamanga sy faritra Toamasina dia anjaran’ny tanora tao amin’ny faritra Boeny indray no nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA, izay tetikasan’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay...
par Dir Com | Juil 10, 2023 | Dircom
Tafaverina an-tanindrazana ny 04 jolay 2023 ny ekipam-pirenena Malagasy ANKOAY izay nitondra avo ny voninahim-pirenenanandritra ny fifaninanana fiadiana ny tompondaka maneran-tany eo amin’ny taranja basket-ball latsaky ny 19 taona, natao tany Debrecen Hongrie....
par Dir Com | Juin 27, 2023 | Dircom
Nigadona an-tanindrazana ny 26 Jona 2023 i RANOMENJANJARY Sitrakiniaina Alban, atleta nisolo tena an’i Madagasikara tamin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika taranja Bras de Fer, izay natao tao Accra. Medaly miisa efatra (4) no azon’i...
par Dir Com | Juin 22, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 20 jona 2023 tao amin’ny Radisson Blu Hotel ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny fikambanana AIKA izay mampivondrona tanora miisa 50.000 ankehitriny avy amin’ny fikambanana tanora samihafa manerana an’i Madagasikara....
par Dir Com | Juin 20, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fitsidihana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 19 jiona 2023 ny solontena mpisolo-toerana eo anivon’ny UNFPA, Ramatoa Miranda TABIFOR izay solontena avy amin’ny Masoivohon’ny firenena mikambana. Voaresaka nandritra izany ny...