par Dir Com | Sep 2, 2023 | Dircom
Notokanana ny 31 aogositra 2023 ny magazay Sport 2000 Ankorondrano izay mifantina ireo marika azon’ny rehetra jifaina sy amin’ny vidiny mirary. Ny Sport 2000 dia manolotra karazana fitaovana avo lenta avy amin’ny marika iraisam-pirenena ho...
par Dir Com | Août 30, 2023 | Dircom
Medaly volamena1 ary medaly volafotsy 1 no azon’ny Malagasy teo amin’ny taranja boxe mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11. Nanatrika sy nanome voninahitra izany ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA sady...
par Dir Com | Août 30, 2023 | Dircom
Medaly volamena avokoa no azony Malagasy eo amin’ny sokajy lahy sy vavy eo amin’ny taranja Basketball 3×3 mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11. Nanatrika ny lanonana fanolorana medaly ho an’ireo Atleta ny Minisitry ny Tanora sy...
par Dir Com | Août 30, 2023 | Dircom
Tontosa ny 27 aogositra 2023 tetsy amin’ny Arena Ivandry ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny seho an-tsehatry ny tanora (dihy sy hira) na ny « Volet Jeunesse » amin’ity Lalaon’ny Nosy andiany faha 11 ity. Ny « Volet Jeunesse » dia voasokajy...
par Dir Com | Août 30, 2023 | Dircom
Tontosa ny 25 aogositra 2023 tao amin’ny kianja Barea Mahamasina ny lanonana fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11, izay atao eto Madagasikara ny 25 aogositra hatramin’ny 3 septambra 2023 izao. Firenena miisa 7...