FITSIDIHANA FOTODRAFITRASA ARA-PANATANJAHANTENA

FITSIDIHANA FOTODRAFITRASA ARA-PANATANJAHANTENA

Anisany antoky ny fampandrosoana ny fanatanjahantena manerana ny faritra ny fananana fotodrafitrasa. Nanatanteraka fidinana ifotony tany amin’ny faritra Vakinankaratra avy hatrany Andriamatoa Ministry Tanora sy ny Fanatanjahantena MARSON MOUSTAPHA Abdulah mba...
FANAMBARAM-PANANANA TENY ANIVON’NY HCC

FANAMBARAM-PANANANA TENY ANIVON’NY HCC

Tanteraka androany Alakamisy 29 Aogositra 2024,teny anivon’ny biraon’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana (HCC) teny ambohidahy ny fanambaram-pananan’ ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena Andriamatoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah. Nambarany...
FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA FMF

FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA FMF

Tonga nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, MARSON MOUSTAPHA Abdulah, tetsy amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny 28 Aogositra 2024, ny Filohan’ny federasiona malagasy ny baolina kitra, Andriamatoa Alfred...