par Dir Com | Juil 21, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa ny alahady20 jolay teny amin’ny kianja Elgeco Plus, By Pass, ny lalao famaranana amin’ny fiadiana ny Amboaran’i Madagasikara amin’ny taranja baolina kitra. Nifandona tamin’ity dingana famaranana ity ny ekipan’ny tompon-tanàna, Elgeco Plus, sy ny AS...
par Dir Com | Juil 21, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
La finale de la Coupe de Madagascar de football s’est tenue le dimanche 20 juillet au stade Elgeco Plus, à By Pass. Cette ultime rencontre a opposé l’équipe de l’Elgeco Plus, à celle de l’AS Fanalamanga. À l’issue des 90 minutes de jeu, Elgeco Plus s’est imposée sur...
par Dir Com | Juil 21, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahina tao amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny Alatsinainy 14 sy Talata 15 Jolay 2025 ny hetsika natao hanamarihana ny Andro Manerantany ho an’ny Fahaizamanaon’ny Tanora. Nisy tamin’izany ny fampirantiana, fanentanana, atrikasa « masterclass »,...
par Dir Com | Juil 21, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Les lundi 14 et mardi 15 juillet 2025, des activités ont été organisées au QG Tanora à Ankorondrano pour marquer la Journée Mondiale des Compétences des Jeunes. L’événement a rassemblé plusieurs volets : expositions, animations, ateliers « masterclass », conférences...
par Dir Com | Juil 18, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Natomboka ny zoma 18 jolay 2025 tao amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy Fanatanjahantena Mahamasina ny Fihaonamben’ny Tanora eto amin’ny Ranomasimbe Indianina momba ny toetrandro. Mitondra ny lohahevitra hoe « Fais entendre ta voix, inspire le changement », ity andiany...