par Dir Com | Mar 9, 2021 | Non classé
Notanterahina nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy, ny 8 martsa 2021 ny fitsidihana tamin’ny fomba ofisialy ny Maison des Jeunes na ny tranoben’ny tanora ao Antsiranana. Nisolo tena ny Minisitry ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Mar 9, 2021 | Non classé
« Vehivavy mizaka tena sy miarin-doha anaty tontolo iainana mirindra ho amin’ny fampandrosoana lovain-jafy » no lohahevitra vohizina amin’ ity taona 2021 ity. Maro ny hetsika notanterahina entina anamarihana ny andro 8 martsa 2021. Anisan’izany ny...
par Dir Com | Mar 3, 2021 | Non classé
Ao anatin’ny fampiroboroboana ny fandrindram-piterahana eto Madagasikara dia nisy atrikasa fanofanana tompon’andraikitra sy teknisianina hisahana manokana momba ny fandrindram-piterahana araka ny fomba fiasa « AFP SMART » notanterahina tetsy amin’ny hotely lehibe...
par Dir Com | Mar 1, 2021 | Non classé
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 26 febroary 2021 teo ny fivoriana faha-38 iraisan’ireo minisitra mpikambana ao anatin’ny CONFEJES. Io fihaonana io dia napetraka teo ambany fiahian’Andriamatoa Roch Marc KABORE, filoham-pirenena Burkina Faso. Tonga nanome...
par Dir Com | Fév 25, 2021 | Non classé
Nanomboka ny 23 febroary ary hifarana ny 25 febroary 2021 ny fivoriana iarahan’ireo tompon’andraikitra lehibe avy amin’ny firenena mpikambana ao anatin’ny CONFEJES izay tanterahina any Ouagadougou, Burkina Faso. Misolo tena an’i...