par Dir Com | Mar 22, 2021 | Non classé
Nanatanteraka valan- dresaka ho an’ny mpanao gazety ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatajahantena TINOKA Roberto androany Alahady 21 Mars 2021 ho fampahafantarana ny zava-misy mahakasika ny BAREA sy ny fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny lalao...
par Dir Com | Mar 18, 2021 | Non classé
Nosafidiana hifanindran-dalana tamin’ny taom-baovao Malagasy ny nanatanterahan’ireo tale isan-tsokajiny eo anivon’ny Ministeran’ ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny fiarahabana an’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto narahina...
par Dir Com | Mar 16, 2021 | Non classé
Tonga nitsidika ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto, ny Solontenan’ny UNFPA eto Madagasikara, Andriamatoa Koffi KOUAME sy ny ekipany androany 16 Martsa 2021. Nandritra ity fitsidihana ara-pombam-panajana ity no nanamafisana ny...
par Dir Com | Mar 15, 2021 | Non classé
Notanterahina anio 15 Martsa 2021 ny fivoriana virtoaly voalohany teo amin’ny Tale Jeneraly misahana ny Fanatanjahantena miaraka amin’ireo Fitaleovam-paritra ny Tanora sy ny Fanatanjahantena manerana ny faritra 22. Tanjona tamin’ity fivoriana ity ny...
par Dir Com | Mar 15, 2021 | Non classé
Nandritra ny iraka izay nataon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao Antsiranana dia tsy nanadino nitafatafa tamin’ny mpianatry ny Oniversite eto Antsiranana i Ramatoa Tale Jeneraly misahana ny Tanora Juliana Ratovoson. Izany fihaonana...