par Dir Com | Mai 30, 2021 | Non classé
Taorian’ny fitsidihina ny kianja mitafo tao Toliara dia tonga nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra « Maitre Kira » ihany koa ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Tinoka Roberto androany30 May...
par Dir Com | Mai 30, 2021 | Non classé
Nidina ifotony nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny Kianja manarampenitra taoToliara ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA Robertoizay sady Minisitra Coach ao Toliara androany 30 May 2021. Notronin’ireo manam-pahefana...
par Dir Com | Mai 29, 2021 | Non classé
Ao anatin’ny hetsika nokarakarain’ny Havoria ny lalao « Hay Taky havoria », izay natao omaly zoma 28 Mey 2021 nanomboka tamin’ny 9 ora maraina tao amin’ny ex-cite Ambatonakanga ny lalao famaranana izany lalao izany . Raha Tsiahivina ny...
par Dir Com | Mai 28, 2021 | Non classé
Tontosa androany ny fivoriana nataon’ny Komity mpitantana ny PBF (Fonds pour la consolidation de la paix ) izay nanaovana tomban’ezaka ireo tetikasa tanterahina any amin’ny Faritra Atsimo. Ny Praiministra Ntsay Christian no nitarika ny...
par Dir Com | Mai 27, 2021 | Non classé
Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety androany 27 May 2021 ny Filohan’ny Federasiona Malagasy ny Fibatana Fonjamby Andriamatoa Harinelina RANDRIAMARIVO sy ny Tale Jeneraly misahana ny Fanatanjahantena Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY nitondra...