par Dir Com | Mai 14, 2021 | Non classé
Handray anjara amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika izay hanomboka amin’ny Alakamisy 20 May 2021 ka hatramin’ny Alahady 23 May 2021 ao Dakar, Sénégal ny taranja Judo izay ahitana mpikatroka 5 mianadahy. Mireille Andriamifehy/ -52kg,...
par Dir Com | Mai 11, 2021 | Non classé
Notontosaina io maraina io ny fisarihana amin’ny fifaninanana World Rugby Sevens Repechage izay hiadian-toerana ahafahana miatrika ny lalao Olaimpika eo amin’ny taranja baolina lavalava lalaovin’olona 7 izay atao any Tokyo . Ekipa vehivavy 12 no...
par Dir Com | Avr 26, 2021 | Non classé
Notanterahina ny faha-23 ny volana Aprily 2021 ny fivoriambe iraisam-pirenena virtoaly momba ny fanatanjahantena ho an’ny fampandrosoana izay nifantoka tamin’ny lohahevitra » Fiantraikan’ny fanatanjahantena amin’ny lafiny ara-tsosialy. »...
par Dir Com | Avr 26, 2021 | Non classé
Amin’ny maha filohan’ny komity iraisam-pirenena eo anivon’ny UNESCO momba ny fanabeazana ara-batana sy fanatanjahantena (CIGEPS) azy, Ramatoa RAKOTOZAFY Rosa, Tale jeneralin’ny Fanatanjahantena eo anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy...
par Dir Com | Avr 21, 2021 | Non classé
Nifarana androany 21 aprily 2021 ny atrikasa namolavolana ny tondrozotra mahakasika ny U-Report Madagasikara sy ny fanomanana mialoha ny fampahafantarana amin’ny fomba ofisialy ity tetikasa ity. Naharitra roa andro ny atrikasa izay notanterahina tao...