par Dir Com | Mai 29, 2021 | Non classé
Ao anatin’ny hetsika nokarakarain’ny Havoria ny lalao « Hay Taky havoria », izay natao omaly zoma 28 Mey 2021 nanomboka tamin’ny 9 ora maraina tao amin’ny ex-cite Ambatonakanga ny lalao famaranana izany lalao izany . Raha Tsiahivina ny...
par Dir Com | Mai 28, 2021 | Non classé
Tontosa androany ny fivoriana nataon’ny Komity mpitantana ny PBF (Fonds pour la consolidation de la paix ) izay nanaovana tomban’ezaka ireo tetikasa tanterahina any amin’ny Faritra Atsimo. Ny Praiministra Ntsay Christian no nitarika ny...
par Dir Com | Mai 27, 2021 | Non classé
Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety androany 27 May 2021 ny Filohan’ny Federasiona Malagasy ny Fibatana Fonjamby Andriamatoa Harinelina RANDRIAMARIVO sy ny Tale Jeneraly misahana ny Fanatanjahantena Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY nitondra...
par Dir Com | Mai 26, 2021 | Non classé
Niainga anio maraina nihazo an’i Nairobi, renivohitr’i Kenya ny mpibata fonjamby Malagasy (Haltérophilie) hiatrika ny fiadiana izay ho tompondakan’ny Afrika ny 27 hatramin’ny 30 May izao. Izany no tanteraka dia noho ny fandraisana an-tanana sy...
par Dir Com | Mai 26, 2021 | Non classé
Araka ny fanambarana natao teto amin’ny Pejy ny 21 may 2021, ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia mandray anjara amin’ny ady atao amin’ny valan’aretina COVID 19 amin’ny alalan’ny fanabeazana ara-batana tsara...