TARANJA FIBATANA FONJAMBY

TARANJA FIBATANA FONJAMBY

Tonga soa amantsara eto an-tanindrazana anio 31 May 2021 ny atleta Malagasy nandeha niady izay ho Tompondakan’i Afrika amin’ny taranja Fibatana Fonjamby izay natao tany Nairobi, Kenya. Marihina fa Medaly volamena 08,volafotsy 01 ary alimo 3 no...
TOLIARA: KIANJA MANARAPENITRA « MAITRE KIRA »

TOLIARA: KIANJA MANARAPENITRA « MAITRE KIRA »

Taorian’ny fitsidihina ny kianja mitafo  tao Toliara dia tonga nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra « Maitre Kira » ihany koa  ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Tinoka Roberto androany30 May...
TOLIARA:  FANANGANANA KIANJA MITAFO  MANARAPENITRA

TOLIARA: FANANGANANA KIANJA MITAFO MANARAPENITRA

Nidina ifotony nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny Kianja manarampenitra taoToliara ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA Robertoizay sady Minisitra Coach ao Toliara androany 30 May 2021. Notronin’ireo manam-pahefana...