par Dir Com | Juil 6, 2022 | Dircom
Notanterahana tao Betroka nanomboka ny 01 Jolay 2022 ary naharitra efatra (4) andro ny fampiofanana mahakasika ny « Life Skills Fanoitra » na ny fahalalana fototra ho entina mahomby eo amin’ny fiainana ho an’ny Tanora. Voafidy ho distrika filamatra...
par Dir Com | Juil 6, 2022 | Dircom
Notanterahana ny 04 Jolay 2022 teny amin’ny Hôtel RADISSON BLU ny fampahafantarana voalohany ny fandraisan’i Madagasikara ny Afrobasket U18. Naseho nandritra izany ny sary famantarana ity fifaninanana ity ary androany ihany koa no nampahafantarana...
par Dir Com | Juil 4, 2022 | Dircom
Notanterahana ny faha 03 Jolay 2022, teny amin’ny kianjan’i Elgeco Plus Bypass ny lalao famaranana teo amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara ho an’ny taranja baolina kitra. Voahosotra ho tompondaka nandritra izany lalao famaranana...
par Dir Com | Juil 4, 2022 | Dircom
Nosokafana ny faha 02 Jolay 2022 tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny kianja Ankatso ny « critérium national » ho an’ny sokajy latsaky ny 12 taona eo amin’ny taranja basket ball. Maharitra folo (10) andro ity fifaninanana ity ary mpilalao miisa...
par Dir Com | Juil 4, 2022 | Dircom
Tsy hay ny hitazana fotsiny manoloana ny vaovao nampalahelo niseho tao amin’ny Fokontany Lovobe Morondava , izay nitrangana fanampoizinana ara-tsakafo ka nahafaty olona miisa 14 ary 54 kosa nampidirina hopitaly. Amin’ny maha Minisitra mpiahy ny Faritra...