
FARITRA BOENY: FANABEAZANA MAHA OLOM-BANONA IREO TANORA.
Tontosa ny faha 12 Febroary 2021 lasa teo ny fanabeazana maha olom-banona ireo tanora anaty fikambanana. Tanora miisa 120 no niatrika ny fiofanana, solontena avy […]
Tontosa ny faha 12 Febroary 2021 lasa teo ny fanabeazana maha olom-banona ireo tanora anaty fikambanana. Tanora miisa 120 no niatrika ny fiofanana, solontena avy […]
Mitohy hatrany ny fidinana ifotony tanterahin’ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Nitsidika ireo Fitaleovam-paritra ny irak’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, dia ny Tale misahana ny […]
Ao anatin’ny fanatanterahana ny velirano nampanantenain’ny Filoham-pirenena eo amin’ny sehatry ny tanora sy ny fanatanjahantena dia tonga nitsidika ny asa fananganana ny kianja manarapenitra ao […]
Tontosa ny 09 febroary 2021 ny fihaonambe fakan-kevitra virtoaly izay natao ho fampiharana ny fanarahan-dalàna ireo mpikambana ao anatin’ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny » Dopage » […]
Nanainga io maraina io hihazo an’i Nosy be ireo mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena eo amin’ny taranja basketball . Any an-toerana ny delagasiaonina no handray ny […]
Copyright © DSI 2025