« LALAO GORISA »

« LALAO GORISA »

Ny Fikambanana Gorisa Gorisa izay miara-miasa amin’ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena eto Analamanga ( DRJS) ary ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra (CUA) dia manolotra ho antsika ny hetsika lalao famaranana « GORISA » ny...

Taorian’ny fananganan-tsaina dia nampivory avy hatrany ireo Tale isan-tsokajiny teto amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto ka nanomezany ny Paikady hoenti-miasa amin’ity taona 2021 ity....

Tanteraka androany Alatsinainy faha 11 janoary 2021, ny fananganan-tsaina voaloany teo anivon’ny Ministeran’ ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. “Ho taom-pahasoavana ho lavitry ny ratsy, ary hitondra antsika ho amin’ny fahombiazana amin’izay rehetra ho kasaina sy...

Manantitra ny arahaba ombam-pirarian-tsoa ho anareo rehetra amin’izao taona vaovao 2021 izao izahay eto amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.