
LALAO GORISA
Tontosa omaly Alahady 17 Janoary 2021 tetsy amin’ny araben’ny fahaleovantena Soarano ny dingana famaranana ny lalao Gorisa izay nandraisan’ireo tanora maro mpankafy skateboard sy BMX anjara.Toy izao ireo vokatra farany tamin’izany fifaninanana izany.
Sokajy skate niveau débutant 1- Fitahiana2- L’Alto3- TanjonaSokajy skate niveau avancé1- Lofo2- Tiavina3- RotsySokajy BMX :1- Manou2- Milanto3- Yamel
La finale du jeu Gorisa s’est tenue ce dimanche 17 janvier 2021 à l’Avenue de l’indépendance Analakely devant la Gare Soarano. Ci-apres les résultats du jeu: Skate niveau debutant 1- Fitahiana2- L’alto3- TanjonaSkate niveau avancé1- Lofo2- Tiavina3- RotsyBMX :1- Manou2- Milanto3- Yamel