par celcom | Mar 14, 2022 | Jeunesse
Fikambanana maro no niara-dia tamin-dRamatoa Ministra Lefitra misahana ny Tanora androany Sabotsy 12 Febroary 2022. Zanakazo maro no novolena nandritr’izany ; ary hita tamin’ireo tanora ny fahavitrihana satria dia tanora iray nahavita nanatsatoka zanakazo 10 avy. Ny...
par celcom | Mar 14, 2022 | Jeunesse
Nandritra ny fidinana ifotony izay nataon’ny vadin’ny Filohan’ny Repoblika, Ramatoa Mialy RAJOELINA, sady filohan’ny Association FITIA dia nanotrona azy teny antoerana ireo Minisitra vehivavy izay mpikambana ao anatin’ny Governemanta....
par celcom | Mar 14, 2022 | Jeunesse
Io maraina io no nizarana ny vary sy ny fitaovana vitsivitsy fampiasa ao andakozia ho an’ireo traboina eny amin’ny toby Ambatobe-Masinandriana, izay notarihin’ny Minisitra Lefitra misahana ny Tanora, i Ramatoa Tahina Juliana Ratovoson. Amin’ny...
par celcom | Mar 14, 2022 | Jeunesse
Ny BPE dia niorina tany amin’ny taona 2012, manampy ny tanora sahirana no asa sahanin’izy ireo. Mampiofana tanora manodidina ny 80 isa isan-taona eo izy ireo ka miova isan-kerinandro, isam-bolana ary isantaona izany. Ny tanjona amin’izany moa dia ny...
par celcom | Mar 14, 2022 | Jeunesse
6h00 : Maro amin’ireo traboina no tsy maintsy mamonjy ny asa fanaony andavanandro, mialohan’ny aminy fito ora maraina. Nampisakafoana mofo, nohosorana dibera ary « confiture » miaraka amin’ny dite mafana, ireo mitoby ao amin’ny...