par Dir Com | Mar 30, 2022 | Dircom
Tonga nanome voninahitra ny lalao famaranana ny DOPPEL TOP 20, izay nifanandrinan’ny COSFA sy USA ANKADIFOTSY, teny amin’ny Kianjan’ny Makis Andohatapenaka, Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto. Anisany taranja nazahoana medaly volamena 4 nandritra...
par Dir Com | Mar 22, 2022 | Dircom
Notontosaina ny 21 Martsa 2022, teto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ambohijatovo ny fanaovan-tsonian’ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Minisitra vaovao TINOKA Roberto sy ny Minisitra teo aloha MAMOD’ALI Hawel ary ny...
par Dir Com | Mar 22, 2022 | Dircom
Notanterahina ny 19 Martsa 2022 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao tao Fenoarivo Atsinanana, Faritra Analanjirofo. Tonga nitokana izany ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA izay notronin’ny Praiministra Lehiben’ny Governemanta, ny...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
Amin’ity taona 2022 ity dia hatomboka any amin’ny Faritra Ihorombe, Menabe ary Alaotra Mangoro ny fijerena sy fanaraha-maso ny fahasalaman’ireo Tanora. Noho izany dia notontosaina io maraina io teny amin’ny Centre d’Infectiologie Charles...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
Tao arian’ny fitsidihan’i Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny tanora tao @ distrikan’i Anosibe An’ala dia tsy nandalo fotsiny tao Moramanga izy fa nifampiresaka tamin’ireo tompon’andraikitra mahakasika ny andraikitra raisina...