par dsimjs | Déc 7, 2020 | Non classé
Tsy voatery hahavita fianarana vao afaka manangana orinasa fa trandraho ny talenta misy aminao,ahafahanao mamorona asa ho an’ny tenanao sy ho an’ny hafa. » Tanora mpandraharaha amin’ny famokarana herinaratra azo avy amin’ny loharano no nahazo...
par dsimjs | Déc 5, 2020 | Non classé
Tonga nitsidika ny Espace Jeunes tao Ifanadiana ny delegasiona notarihin’i Ramatoa Tale Jeneraly misahana ny Tanora. Fotoana nahafahana nifampidinika tamin’ny mpiara-miasa ny amin’ny hanatsarana sy hampivelarana ny tolotra omena ho an’ny tanora...
par dsimjs | Déc 4, 2020 | Non classé
Tontosa androany 04/12/20,tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena tetsy Mahamasina ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny Minisitera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny banky BNI Madagascar.Fifanaovan-tsonia izay manamafy ny fifandraisana sy ny fiaraha...
par dsimjs | Déc 3, 2020 | Non classé
Nihaona tamin’ireo tanora mpitarika ato amin’ny Distrikan’i Ifanadiana ireo iraka avy amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Fotoana izay nahafahana namantatra ny olana iainan’izy ireo na eo amin’ny lafiny...
par dsimjs | Déc 2, 2020 | Non classé
L’Initiative d’Ashinaga pour l’Afrique (IAA) est un programme international de leadership visant à développer la prochaine génération de leaders qui pourront contribuer au développement de l’Afrique subsaharienne. Les boursiers de l’IAA sont des étudiants ayant perdu...