par dsimjs | Déc 24, 2020 | Non classé
Noho ny fiaraha-miombon’antoka misy eo amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary ny Masoivohon’i Frantsa, ary indrindra nohon’ny izao fetin’ny Noely 2020 izao dia nisy ny fanolorana: Baolina rugby 170 ,sakafo 250, mofo mamy 500 zava- pisotro...
par dsimjs | Déc 23, 2020 | Non classé
Vita ny fiofanana ireo tanora Mpanabe ZAMIOVA 16 tao amin’ny faritra Androy izay notarian’ny Tale jeneraly ny tanora eo anivon’ny Ministeran’ny tanora sy fanatanjahantena Ramatoa RATOVOSON Juliana. Avy hatrany ireo tanora nahazo fiofanana ireo...
par dsimjs | Déc 22, 2020 | Non classé
Notanterahina anio faha 22 Desambra tao amin’ny Lapan’ny Fanantanjahantena sy Kolotsaina Mahamasina ny atrikasa fantsakan-kevitra ho an’ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Tanaora sy ny Fanantanjahantena sy ireo mpitantsorika...
par dsimjs | Déc 21, 2020 | Non classé
Nampiakatra avo ny voninahitr’i Madagasikara ny Taranja Karaté. Nifarana ny fifaninana teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2020 ho an’ny taranja Karate- Kata tamin’ny alalan’ny serasera mivantana. Nivoaka ny vokatra...
par dsimjs | Déc 21, 2020 | Non classé
TSARA NY VOKATRA HO ANTSIKA MALAGASY Nampiakatra avo ny voninahitr’i Madagasikara ny Taranja Judo. Nifarana ny fifaninanana teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2020 ho an’ny taranja Judo sokajy SENIOR izay notanterahina teto...